Teny iditra mambilabila (bilabila (bila))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao izay hahabilabila, izany hoe miolana na mivilana na somary mivadika [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mambilabila
nambilabila
hambilabila
mambilabilà

Teny iditra mambilabilà (bilabila (bila))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mambilabila [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/11