Teny iditra mambitsika (bitsika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Milaza zavatra malemy dia malemy ao ampoto-tsofin' ny olona iray (mambitsika olona): Nambitsika azy izy, dia lasa izy roa lahy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mambitsika
nambitsika
hambitsika
mambitsiha

2010/05/14