Teny iditra mamboana (boana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamoha varavarana an-tratreva ka miteraka feo mikotrokotroka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamboana
namboana
hamboana
mamboàna

Teny iditra mamboàna (boana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamboana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/11