Teny iditra mamboatra (voatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao, manome endrika: Mamboatra trano
¶ Manomana, mikarakara: Mamboatra nahandro
¶ Mandamina, mandrindra: Izy no namboatra ny adinay [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamboatra
namboatra
hamboatra
mamboàra
Teny mitovy hevitra manamboatra

2010/05/14