Teny iditra mambomba (bomba)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandrakotra (filaza ny reny misakobona ny zanany ao anaty lamba, eo am-pofoany), manarona: Mambomba ny zanany ao anaty lamba Rasoa fa mangatsiaka ny andro [Rajemisa 1985]
 ny tena hevitry ny hoe mambomba dia mandrakotra amin'ny ila lamba itafiana [Rajemisa: Fiteny 4 takila 43]
Famaritana anglisy to cover, as a hen covers her chickens. see manomba [omba] [Richardson 1885]
Famaritana frantsay couvrir [Abinal 1888]
Endriteny 
mambomba
nambomba
hambomba
mambom
Teny mitovy hevitra manomba

Teny iditra mambombà (bomba)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mambomba [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2016/09/13