Teny iditra mamboraka (boraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Milaza ny zavatra miafina ao am-po: Namboraka tamiko ny fikasany hanao Mpiasan' Andriamanitra izy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamboraka
namboraka
hamboraka
mamboraha

Teny iditra mamboraka (boraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy mamelatra [SLP 1986]
Famaritana frantsay développer [SLP 1986]
Voambolana 
Endriteny 
mamboraka
namboraka
hamboraka
mamboraha

2011/03/12