Teny iditra mambory (bory)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao izay hahabory, izany hoe, manapaka ny rantsana na kitamby amin' ny zavatra iray [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to shorten, to cut off the end [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay raccourcir, en couper le bout [Hallanger 1974]
Endriteny 
mambory
nambory
hambory
mamboria
Teny mitovy hevitra manabory

2013/03/11