Teny iditra mambosibosika (bosibosika (bosika))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihinana manao be am-bava, miosanosana sy mandrapadrapaka: Nambosibosika ery i Balita kely fa hatramin' ny fito maraina izy no tsy nanendry hanina [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mambosibosika
nambosibosika
hambosibosika
mambosiboseha

2013/03/17