Teny iditra mambotry (botry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao izay hampahantra: Hambotry ny rahalahiny no tetik' io zazalahy io
¶ Mandany izay ananana: Tsy tsara ny mambotry ny ray aman-dreny [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mambotry
nambotry
hambotry
mambotria
Tsipelina hafa 
Teny nalaina 

2013/03/18