Teny iditra mamefika (fefika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao izay haharendrika (noho ny antony samihafa): Namefika ny sambony an-tsitrapo ilay Kapiteny [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to wreck [Richardson 1885]
 to run a ship aground, to wreck a ship [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay faire échouer un navire [Hallanger 1974]
Endriteny 
mamefika
namefika
hamefika
mamefeha
Teny mitovy hevitra manafefika

Teny iditra mamefika (fefika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy mamaky (atody) [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to take off or break the shell [Richardson 1885]
Fandikana frantsay casser [Abinal 1888]
Endriteny 
mamefika
namefika
hamefika
mamefeha

Teny iditra mamefika (fefika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy mamely totohondry [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay frapper [Abinal 1888]
Endriteny 
mamefika
namefika
hamefika
mamefeha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31