Teny iditra mamehy (fehy)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mamatotra: Efa mamehy entana izy fa h [...]
Mitovy hevitra: mamatotra ~ mamona ~ managigigigy ~ manandrotra ~ manao fatomaty ~ manao fatotr' ombin' ny tsy miala vola ~ manao fatotra jagigy ~ manao rohy foza ~ manao tadivavarana ~ manasingory ~ mandadina ~ mandiditra ~ mandringotra ~ mandrohy ~ maningotra ~ mifehy [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to tie up, to knot. [Richardson 1885]
   to tie [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   lier, attacher [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Araka ny teny enti-milaza ny fanaovana ny voady hoe « mamehy ny fanahiny» (Nom. [Randzavola: Baiboly, takila 376]
2Ireto avy ny fepetra mamehy izany: [SeFaFi ]
Ny bikany  
mamehy
namehy
hamehy
mameheza
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2014/09/26