Teny iditra mamela (vela)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manajanona: Iza no namela io angady io teny an-tokotany?
¶ Mandao: Namela zaza fito mianadahy Ratompokolahy izay jasa izay!
¶ Manome lalana: Mamelà anay hisaotra anao, Tompoko
¶ Mamindra fo amy...: Mamela anao tanteraka aho fa aza mamerina in tsony [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to leave, to abandon; to forgive [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   laisser, abandonner; pardonner [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mamela
namela
hamela
mamelà
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra mamelà (vela)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamela [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/11