Teny iditra mamela heloka
Singan-teny mamela ; heloka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy mitahiry hadisoana amin' ny hafa fa mihavana kosa, ka manadino ny ratsy nataony tamin' ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To forgive an offense [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pardonner le péché [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/02