Teny iditra mamelapelaka (pelapelaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy  [Provincial] to make glitter. (Prov.) [Richardson 1885]
Endriteny 
mamelapelaka
namelapelaka
hamelapelaka
mamelapelaha

Teny iditra mamelapelaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] mihafisaka [Rakotosaona 1972]

2010/05/14