Teny iditra mamelapelatra (pelapelatra (pelatra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manisy tehamaina, mamely amin' ny zavatra fisapisaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamelapelatra
namelapelatra
hamelapelatra
mamelapelara
Teny mitovy hevitra manapelapelatra

2013/03/11