Teny iditra | mamela trosa | |
Singan-teny | mamela ; trosa | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy mitaky trosa any amin' olona intsony fa heverina ho efa isan' ny voaloany [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Remettre une créance [1.3] | |
Tovy hevitra | mahafoy trosa | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/02 |