Teny iditra mamelipelika (felipelika (felika))
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Dikanteny anglisy   to proceed in a serpentine manner; to entangle, to ensnare. This may be from pelika. The French Dictionary gives it as it is here. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   agiter, remuer, entortiller, embrouiller [Abinal 1888]
Ohatra  
1mamelipelika ny rambony ny alika (le chien remue la queue) [Abinal 1888, takila 161]
2namelipelika ny hevitro ny teny nataonao (ce que vous avez dit a embrouillé mes idées) [Abinal 1888, takila 161]
Ny bikany  
mamelipelika
namelipelika
hamelipelika
mamelipeleha

Nohavaozina tamin' ny 2015/03/28