Teny iditra mamendrana (vendrana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manokatra, mamadika ny hodi-maso
¶ Mameraka roa [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamendrana
namendrana
hamendrana
mamendràna

Teny iditra mamendràna (vendrana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamendrana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/11