Teny iditra mamendrofendro (fendrofendro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao izay hampitombo alahelo, hampitomany, hahatonga hifararemotra: Tsy tonga hamendrofendro anareo izahay, tompoko, fa hampiseho ny fiarahanay miory aminareo mianakavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To vex, to incite, to scoff at, to try to make one weep. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamendrofendro
Ny lasa : namendrofendro
Ny hoavy : hamendrofendro
Filaza mandidy : mamendrofendroa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20