Teny iditra mamenja (fenja)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mangeja, mamia, mitazona tsy hikofoka, mangia [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamenja
namenja
hamenja
mamenjà

Teny iditra mamenjà (fenja)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamenja [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/11