Teny iditra mameofeo (feofeo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Enti-milaza fofona mahery na setroka mamely ka mampangagaka ny tenda; maka tenda [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mameofeo
nameofeo
hameofeo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31