Teny iditra mamepetra (fepetra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manafatrafatra
¶ Mandidy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to give charge, to dictate. [Richardson 1885]
Endriteny 
mamepetra
namepetra
hamepetra
mamepera

2010/05/14