Teny iditra mameraka (veraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamaky roa, manokatra
¶ Mandoatra ny tsinain' ny biby vonoina, mitory
¶ Mamelatra
¶ Mamboraka [Rajemisa 1985]
  [Tambahoaka] manely [Rakotosaona 1972]
Endriteny 
mameraka
nameraka
hameraka
mameraha

2010/05/14