Teny iditra mameravera (veravera)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manatsikera, mamohavoha, manasaratsaraka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mameravera
Ny lasa : nameravera
Ny hoavy : hameravera
Filaza mandidy : mameravara

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05