Teny iditra mamerivery
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taimoro] mampatory [Rakotosaona 1972]
   [Bara] mampatory, mamadiditra [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay   [Bara] entortiller [Rakotosaona 1972]
Endriteny  
mamerivery
namerivery
hamerivery

Teny iditra mamerivery
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Tanosy] mamitaka, mandainga [Rakotosaona 1972]

2010/05/14