Teny iditra mamery (very)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahatonga ho very ny zo maha-olona afaka: Namery azy mianakavy ilay volan' olona tsy voaloany
Mahavoa, mampahantra: Hamery anao lahy io fanaovanao antsirambina lava mahazatra anao ira [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To ruin; to sell into slavery [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Réduire en esclavage, ruiner [1.8]
Ohatra 
1Izay mamery ny ainy noho ny Amiko dia hahazo azy. [2.649]
2Fantatra tsotra izao fa tsy raharaha maika akory ilay nanirahany, saingy hoenti-mamery dia ahy fotsiny. [2.643]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamery
Ny lasa : namery
Ny hoavy : hamery
Filaza mandidy : mamereza
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20