Teny iditra mamesatra (vesatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manome entana be lanja: Aza dia mamesatra olona foana
¶ Manototra: Tsy mety ny mamesatra hetra ny vahoaka fa mety hahasorena azy izany
¶ Manampy trotraka: Aza mandeha any aminy aloha sao dia mamesatra ny fahoriany ny fahitany anao [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamesatra
namesatra
hamesatra
mamesara
Teny mitovy hevitra manavesatra

2010/05/14