Teny iditra mameta (feta)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manentsina amin' ny feta
¶ Manisy, manimba [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to make into mud; to knead dough. [Richardson 1885]
Ny bikany  
mameta
nameta
hameta
mametà
Fitovian-keviteny   mametafeta

Teny iditra mameta (veta)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manazimba, manatsizarizary: Aza mameta ny fahamendrehan' ny sasany toy izao re ianao
¶ Mandoto, manoso-potaka, manala baraka [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   Salir, avilir, ravaler, vilipender, calomnier, dénigrer [Abinal 1888]
Ny bikany  
mameta
nameta
hameta
mametà

Teny iditra mameta (veta)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Enti-milaza ny rano tongahatreny am-poto-pe rehefa mita rano [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   se dit de l’eau atteignant le haut de la cuisse, lorsqu’on passe une rivière [Abinal 1888]
Dikanteny frantsay   Il y a de l' eau jusqu' aux parties, en haut de la cuisse [Veyrières 1913]

Teny iditra mametà (feta, veta)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mameta [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2016/08/08