Teny iditra mametaka (fetaka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manisy, mandraikitra: Nametaka tehamaina an-dRabe izy [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
mametaka
nametaka
hametaka
mametaha

Teny iditra mametaka (petaka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mandity, mandraikitra amin' ny dity: Mametaka peta-drindrina [Rajemisa 1985]
   mandraikitra [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   To stick, to make to stick to, as paper put on a wall, etc., to plaster, to overlay with any viscous substance [Richardson 1885]
   to stick a thing into something [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   coller, assembler [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   plaquer, coller [SLP: Voambolana]
   glacer. [Voambolana: Toe-karena: zaitra] [SLP: Voambolana]
Ny bikany  
mametaka
nametaka
hametaka
mametaha

Nohavaozina tamin' ny 2011/09/13