Teny iditra mametra (fetra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manoritra, mamaritra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To fix a time or boundary, to restrain, to limit. [1.2]
 To set limits [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Limiter, restreindre [1.8]
Ohatra Tsy anjarantsika fa anjaran' ny mahantra ny mametra ny laharam-pahamehana. [1.369]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mametra
Ny lasa : nametra
Ny hoavy : hametra
Filaza mandidy : mamera
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/13