Teny iditra mametrapetraka (petrapetraka (petraka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra 
1Avy mametrapetraka ny raharaha kely fanaony ny tsirairay taminy. [2.470]
2Tapitra ny fanazavan' ilay mpahandro; endrika tony, maso mavesa-pijery, feo hentitra sy mametrapetraka no nanamarinako izay voalazany rehetra. [2.4]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mametrapetraka, mametrapetrak', mametrapetra-
Ny lasa : nametrapetraka, nametrapetrak', nametrapetra-
Ny hoavy : hametrapetraka, hametrapetrak', hametrapetra-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31