Teny iditra mametrika (fetrika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy manisy totohondry, mamely amin'ny totohondry [Rakotosaona 1972]
 Mamely totohondry [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to hit with the fist, to box. [Richardson 1885]
Endriteny 
mametrika
nametrika
hametrika
mametreha

2011/03/12