Teny iditra mametsaka (fetsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manjera, mandrodana
¶ Mampiavosa
¶ Mikopaka, mamely [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to strike, to beat [Richardson 1885]
Famaritana frantsay démolir, renverser, entasser, battre [Abinal 1888]
Endriteny 
mametsaka
nametsaka
hametsaka
mametsaha
Teny mitovy hevitra manapetsaka

Teny iditra mametsaka (fetsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamonto, mainpangeniheny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to moisten, to damp, to wet [Richardson 1885]

2012/06/20