Teny iditra mametsapetsa (petsapetsa (petsa))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamonto rano, mahabe fotaka, manaboboka, manakotsa, mahaditsaka, mampangeniheny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to spread out paint, to coat with paint. [Richardson 1885]
Endriteny 
mametsapetsa
nametsapetsa
hametsapetsa
mametsapetsà

Teny iditra mametsapetsà (petsapetsa (petsa))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mametsapetsa [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/11