Teny iditra mametsovetso (vetsovetso)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitadidy na misaintsaina ny lasa; mahatsiaro mamohafoha ny lasa: Mametsovetso izany andro taloha aho izany ka torovandrovana erỳ ny saiko [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mametsovetso
nametsovetso
hametsovetso
mametsovetsoa
Teny mitovy hevitra mivetsovetso
Teny nalaina 

2010/05/05