Teny iditra mametsy (fetsy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] mandainga [Rakotosaona 1972]
 Mamitaka
¶ Maka zavatr' olona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to deceive, to impose on, to beguile, to circumvent; same as mifetsy. [Richardson 1885]
Endriteny 
mametsy
nametsy
hametsy
mametse

Teny iditra mametsy (fetsy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy  [Provincial] to transplant the young rice plants [Richardson 1885]
Endriteny 
mametsy
nametsy
hametsy
mametse

2011/07/11