Teny iditra mamezatra (vezatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamaha na manokatra zavatra an-keriny amin' ny fandroritana mafy ny vavany [Rajemisa 1985]
 manitatra amin'ny fera [SLP 1986]
Famaritana frantsay tendre au fer [SLP 1986]
Voambolana 
Endriteny 
mamezatra
namezatra
hamezatra
mamezara

2013/03/11