Teny iditra mamezaveza (vezaveza)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manokatra mangotanatana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay ouvrir en grand, rendre indécent [Abinal 1888]
Endriteny 
mamezaveza
namezaveza
hamezaveza
mamezavezà

Teny iditra mamezavezà (vezaveza)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamezaveza [fitanisana]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/06/26