Teny iditra mamia (fia)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mangeja, mangia, mangehy, mamihina mafy: Mafy loatra no namiazako ilay voronkely ka maty tao anaty tanako tao ilay izy
¶ Mamoritra: Misy mamia voankazo hafa noho ny voaloboka hanaovana divay
¶ Manery, mamoritra: Aoka tsy hamia mafy loatra ny olom-pehezina ny mpitond ra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to squeeze, to press. Used of holding fast to a person, or squeezing grapes, sponges, etc. [Richardson 1885]
Endriteny 
mamia
namia
hamia
mamiaza
Teny nalaina 

2011/03/12