Teny iditra mamiaka (piaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taimoro] manamangana, manimba [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] mifiaka (fary) [Rakotosaona 1972]
 Manapaka, miaraka amin' ny feo kely heno: Mamiaka rantsankazo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy same as mipiaka [Richardson 1885]
Endriteny 
mamiaka
namiaka
hamiaka
mamiaha
Teny mitovy hevitra manapiaka ~ mipiaka

2012/11/17