Teny iditra mamihin-tena
Singan-teny mamihina ; tena
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manakambana ny sandry hiendritanam-bokovoko eo an-tratra ka mamihina azy mafy eo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/13