Teny iditra mamihitra (fihitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamahatra, mifikitra, mamikitra: Raha tsy namihitra [tamin'] ny hazo aho, nianjera tany an-tevana
Misarangotra: Mamihitra amin-dreniny Isambilo kely
Mitana amim-pikiribibiana: Mamihitra mafy amin' ny heviny Ingahy io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To lay hold of, to grasp, to grip. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Se cramponner, s'attacher, tenir mordicus: Namihitra [tamin'] ny hazo izy ka tsy poiraka (Il s'est cramponné à l'arbre et n'est pas tombé) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamihitra
Ny lasa : namihitra
Ny hoavy : hamihitra
Filaza mandidy : mamihira
Tovy hevitra mifihitra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20