Teny iditra mamikavika (vikavika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao zaitra tsy mbola tena izy fa zojòtra fotsiny; manjojòtra. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to tack or baste with large stitches [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay faufiler [Hallanger 1974]
Endriteny 
mamikavika
namikavika
hamikavika
mamikavikà
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra mamikavikà (vikavika)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamikavika [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/11