Teny iditra mamikina (vikina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihoatra, mandingana, mandika: Toa tsy afaka mamikina tatatra akory ianao izany lahy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to jump over something [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay sauter par-dessus [Hallanger 1974]
Endriteny 
mamikina
namikina
hamikina
mamikìna

Teny iditra mamikìna (vikina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamikina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/11