Teny iditra mamilafila (filafila)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mamilafila tahaka izao ianao, fa rehefatsy hanome dia milazà tsotra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay promettre et se dédire [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
 tenir le bec dans l'eau [Abinal 1888]
Ohatra nahoana no miseho kely dia lasa
ka mamilafila ny tia?
[Fox: Hainteny, laharana 182]
Endriteny 
mamilafila
namilafila
hamilafila
Fitovian-keviteny mampifilafila ~ mampilafila
Teny nalaina 

2014/10/09