Teny iditra mamilavila (vilavila)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tanala] manimba, tsy mampisy asany [Rakotosaona 1972]
 Mampiolana, mampivaona, mampivadika: Ny hafanana no namilavila itỳ hazo
¶ Mamozafoza, mamoriporitra, mamiravira [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamilavila
namilavila
hamilavila
mamilavilà

Teny iditra mamilavila
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taisaka] manova [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mamilavilà (vilavila)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamilavila [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/11