Teny iditra mamilina (vilina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao vilina, manjaitra ny sisin-damba miforitra amin' ny tenany ihany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mamilina
namilina
hamilina
mamilìna

Teny iditra mamilìna (vilina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamilina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/11