Teny iditra mamimaso (py, maso)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao famantarana amin' ny maso, manao pimaso: Namimaso ahy Rabe vao tsaroako fa hay moa tsy azo lazaina an' i Neny ilay zavatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ mami-maso ] To wilfully shut one's eyes. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay [ mamy maso ] Faire signe avec les yeux [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamimaso
Ny lasa : namimaso
Ny hoavy : hamimaso
Filaza mandidy : mamiza maso

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31