Teny iditra maminany (vinany)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Milaza mialoha noho ny tsindrimandry: I Jeremia noanisan' ny naminany ny faharavàn' i Jerosalema
¶ Manao vinany arakeviny fotsiny: Moa ve tsy efa naminany izao toe-javatra ankehitriny izao aho? [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to guess; to predict [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay conjecturer, prédire, deviner, prophétiser [Abinal 1888]
 deviner; prédire [Hallanger 1974]
Endriteny 
maminany
naminany
haminany
maminania

2011/09/20