Teny iditra maminavina (vinavina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manombana: Ohatrinona ny volanao very raha naminavina ny fatiantokao ianao? [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to evaluate, to estimate [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay évaluer [Hallanger 1974]
Endriteny 
maminavina
naminavina
haminavina
maminavinà

Teny iditra maminavinà (vinavina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maminavina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/11